WOW !! MUCH LOVE ! SO WORLD PEACE !
Fond bitcoin pour l'amélioration du site: 1memzGeKS7CB3ECNkzSn2qHwxU6NZoJ8o
  Dogecoin (tips/pourboires): DCLoo9Dd4qECqpMLurdgGnaoqbftj16Nvp


Home | Publier un mémoire | Une page au hasard

 > 

Contribution de la première agence de micro finance (PAMF) à  l'accès des ménages agricoles au crédit - cas de la commune rurale d'Analavory ( Madagascar)

( Télécharger le fichier original )
par Mirindra RAKOTOMALALA
Université d'Antananarivo - Ecole Supérieure des sciences agronomiques ( Madagascar) - Ingénieur agronome - Option agro-management 0000
  

précédent sommaire suivant

Bitcoin is a swarm of cyber hornets serving the goddess of wisdom, feeding on the fire of truth, exponentially growing ever smarter, faster, and stronger behind a wall of encrypted energy

IV-FANADIHADINA MIKASIKA NY FAHAFATARANA IREO SEHATRA MPAMPINDRAMBOLA

17-Inona avy ireo fikambanana («établissement») @izao fotoana na efa nisy atramin'izay fantatrao oe mampindram-bola?

[] Tsy misy [] CECAM [] PAMF [] OTIV [] TIAVO [] BOA (BTM) [] Hafa1 :... [] Hafa2 :... [] Hafa3:...
18-Atr@oviana no nahafantaranao ny fisian'izany?(taona)

[] Tsy misy [] CECAM [] PAMF [] OTIV [] TIAVO [] BOA (BTM) [] Hafa1 :... [] Hafa2 :... [] Hafa3:...

XI

19-T@alalan'ny inona avy no efa nahitanao na nandrenesanao fanentanana momba ny findramam-bola:

Karazany

CECAM

PAMF

OTIV

TIAVO

BOA (BTM)

Hafa1:

Hafa2:

Peta-drindrina

 
 
 
 
 
 
 

«Radio»

 
 
 
 
 
 
 

Vata fahitalavitra

 
 
 
 
 
 
 

Famoriana olona

 
 
 
 
 
 
 

Foara

 
 
 
 
 
 
 

Namana,fianakaviana

 
 
 
 
 
 
 

Hafa:

 
 
 
 
 
 
 

V-FANADIHADINA MIKASIKA NY TSY FAHARISIHANA AMPIASA IREO SEHATRA MAMPINDRAM-BOLA

20-Efa nanao findramam-bola na fangataham-bola t@ireo microfinance fantatrao reo ve ianao? LI Oui LI Non

21-Tokony ho lalana adin'ny firy eo no ahatongavanao any@ireo microfinance fantatrao raha miala avy eo an-tranonao? (minitra na ora)

LI CECAM LI PAMF LI OTIV LI TIAVO LI Hafa1:... LI Hafa2 :... LI Hafa3 :... LI Hafa4:...

22-Fantatrao ve ny zana-bola alain'ireo mpampindra-mbola ireo? Raha fantatra dia firy isan-jato avy?

LI Tsy fantatra LI CECAM LI PAMF LI OTIV LI TIAVO LI Hafa1:... LI Hafa2 :... LI Hafa3 :... LI Hafa4:...
23-Inona avy ireo karazana fomba findramam-bola fantatrao fa misy any @ireo toerana ireo?

LI Groupe LI Vola miodina na famokarana LI Fampitaovana LI Trangam-piainana (famadihana,...) LI Sompitra iombonana

LI Hafa Inona :

XII

24-Raha mbola tsy nindrana mihitsy: Inona no antony voalohany tsy mamparisika anao hanao findramam-bola any @ireo toerana ireo? Mety misy antony hafa ve? Raha efa nindrana: Inona no antony voalohany tsy namparisika anao taloha hanao findramam-bola any @ireo toerana ireo? Mety misy antony hafa ve?

Antony miankina @ireo sehatra mpampindrambola

LI Zana-bola lafo loatra (a) LI Antoka materialy tsy ampy (g)

LI Manahirana ny fikarakarana taratasy (b) LI Fanaraha-maso @fampiasana ny vola ataon'ireo mpampindrana miterala olana (h)

LI Lafo ny fikarakarana taratasy (c ) LI Mihena ny vola azo fa tsy arakarak'ilay nangatahina (i)

LI Ela loatra ny fikarakarana taratasy (d) LI Fangatahana lavina ka lasa tsy dia mazoto intsony (j)

LI Taraiky vao mivoaka ny vola ao arian'ny fikarakarana taratasy (e) LI Tsy dia mahafantatra ny mikasika ny findramam-bola @ireo sehatra ireo(k)

LI Fomba famerenana ny vola tsy mifanaraka @fahafahamanao (f)

Antony tsy miankina @ireo sehatra mpampindram-bola

LI Tahotry ny tsy hahaverimbola(l) LI Tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra (r)

LI Tsy fahaiza-mitantana ny vola (m) LI Tsy manana taratasy momba ny tany ahafahana manao izany ho antoka (s)

LI Tahotra miditra birao (n) LI Mora kokoa ny fomba findram-bola any @ireo mpanjana-bola eo an-tànana (t)

LI Tsy misy lalambarotra (o) LI Misy mangalatra ny vokatra na ny fitaovam-pamokarana ka tsy sahy mindram-bola (u)

LI Fiovaovan'ny vidim-bokatra (p) LI Loza voajanahary (tondra-drano, hain-tany... miteraka tsy faharisihana indramb-bola (v)

LI Lavitra loatra ny misy ilay sehatra mpampindram-bola (q)

LI Antony hafa mihitsy Inona: (x)

25-Impiry ianao no efa niharana fangalarana na hasomparana (na vokatra, na omby, na vaki-trano,...):

LI Halatr'omby LI Halatra @vokatra LI Vaki-trano LI Hafa1: Inona?: LI Hafa2: Inona?:...

26-Firy ny isan'ireo mpampanjana-bola eo an-tanàna fantatrao? LI

Manodidina ny ohatrinona eo ny zana-bola halainy? LI

Efa nindram-bola tany @ireo mpampanjana-bola eo an-tanana ireo ve ianao ? t@taona firy avy ? Hoatrinona? Ary hoatrinona no nalainy?

 

Findramana voalohany

2

3

4

5

6

Taona

 
 
 
 
 
 

Hoatrinona ny vola nindramina

 
 
 
 
 
 

Hoatrinona ny zanany

 
 
 
 
 
 

Hafirina tao aorian'ny nindramana an'azy no famerenam-bola farafatarany

 
 
 
 
 
 

Antoka takiny

 
 
 
 
 
 

XIII

27-Antoka na entana anana raha hanao findramam-bola :

Antoka na entana

Vidiny @izao
fotoana

«Motocyclette»

 

«Bicyclette»

 

«Radio»

 

«Lecteur CD»

 

«Motoculteur»

 

«Herse»

 

«Salon»

 

«Bahut»

 

«Placard»

 

«Commode»

 

Antoka na entana

Vidiny @izao
fotoana

Fiara

 

Vata fitotoam-bary

 

Vata fahitalavitra

 

Latabatra

 

Seza

 

Sarety

 

Angadin'omby

 

Hafa1:

 

Hafa2:

 

précédent sommaire suivant






Bitcoin is a swarm of cyber hornets serving the goddess of wisdom, feeding on the fire of truth, exponentially growing ever smarter, faster, and stronger behind a wall of encrypted energy








"Un démenti, si pauvre qu'il soit, rassure les sots et déroute les incrédules"   Talleyrand